Nafindra avy amin’ny serveur cloud ho amin’ny serveur local ny Odoo. Tsy mandeha intsony ny adiresy taloha.
Ampiasao ny adiresy local 192.168.0.18 na avy hatrany dia cliquéo ny bouton etsy ambany mba hidirana amin’ny Odoo.